|
|
|
|

Teny iditra1  biby tsy manana taolan-damosina
Singan-teny  2 biby, 3 tsy, 4 manana, 5 taolana, 6 lamosina
Sokajin-teny  7  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  8 invertébré [1.13]
Voambolana  9  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Tohi-kevitra  10 biby manana taolan-damosina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02